Eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana, ny fikorianan’ny vola miditra sy mivoaka dia zavatra tsy. A maintsy dinihana sy raketina, na kely aza ny orinasa tantananao. Satria raha tsy voafehy isika amin’ity. A raharaha ity dia ho lasa baomba mandatsa-dranomaso izay mety hampidina ny orinasa izay tanterahinao indray andro any. Noho izany […]